<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>23</hymn_number>
<title>Hoderaina ny Anaranao, ry Andriamanitra ô AN23</title>
<lyrics>[V1]
 Hoderaina ny Anaranao, ry Andriamanitra ô! Tompo be fahasoavana, mba henoy ny vavakay! Ry Mpanjakan'ny mpanjaka ô! Raiso ny fifonanay! O ry Tompo Mpampionona, mba henoy ny vavakay! Mihainoa ny vavakay, mihainoa ny vavakay! Tompo tia sy Mpamindra fo! Mihainoa anay. Amen!</lyrics>
</song>